Nohon’ny fahamatorana sy ny hatsara-po ndryh,,vady modely ndryh amikou. Tiako ho tsapanao fa manan
Andefaso karta
Soraty ny lahatsoratra
Ho an’ilay tokako RAMIANDRAHASINA ZO Robinah
Joyeuses anniversaire vadikou,, joyeuses anniversaire malalako
Mahatsiaro manokana an-dryh aho am’zao andro manokana izao.Andro miavaka natokana ho an-dryh ny andro androany,,ka izay no matanga ahy anao izao,hiarabako anao. Ndryh ilay olona nahababon’ny foko nohon’ny fahamatorana sy ny hatsara-po ndryh,,vady modely ndryh amikou. Tiako ho tsapanao fa manandanja lehibe ho ahy ny fisinao eo amin’ny fiainakou,,misaotra misy vadikou ah. Ary tsarovy fa nitondra fahazavana lehibe teo amin’ny fiainako ny fisin-dryh,,hafa mihintsy ndryh vadikou(…)malalakou tsy foikou
Mirary soa sy fahombiazana ho an-dryh atrany foana aho,,Manaova fety sambatra foana na dia tsy eo anilakou aza,, bisous vadikou
Indic :MAHAZO MIADY FA TSY MAHAZO MISARAKA
Ilay malalanao RANOROSON ERY DINAH Fitiavana
Statistika
Namorona androany: 0
Natao Omaly: 0
Novokarin'ny 7 andro: 0
Natao tao anatin'ny 30 andro: 15
ecards rehetra: 15
Copyright by CreateGreetingCards.eu